0
likes
0
comments
daily view 0
monthly view 0
Live Analytics
Comments 0
Tetikasa AIMS, lamina fampitambaovao ho amin'ny fifanakalozana ara-barotra Analytics Table
Income Estimates for Tetikasa AIMS, lamina fampitambaovao ho amin'ny fifanakalozana ara-barotra
Based on this YouTube video's total view count of 29 views and industry-standard rates, the estimated total earning is $0 - $0 through ad revenue. Historical data is not yet available to calculate daily, weekly, or monthly averages.
About Tetikasa AIMS, lamina fampitambaovao ho amin'ny fifanakalozana ara-barotra
Explore Tetikasa AIMS, lamina fampitambaovao ho amin'ny fifanakalozana ara-barotra with 29 views, 0 likes, and 0 comments. Experience the impact of this video content that has captured audience attention.
Tetikasa #AIMS, lamina fampitambaovao ho aminâny fifanakalozana ara-barotra Aminâizao fotoana izao, mbola 20% ny fifanakalozana ara-barotra eo aminâny samy afrikanina, maivana raha oharina aminâny fahabetsahanâny vokatra izany. Arakâizany, misy ny fanatsarana ny serasera aminâny fifandraisana ara-barotra ao anatinâny vondrona #SADC, koa mba hisianâny fifampitokisana aminâny fandraharahana dia napetraka ny lamina fampitam-baovao  ho aminâny fandraisana fanapahan-kevitra antsoina hoe. âAIMSâ na Agriculture Information Management System.â Nanatanteraka atrikasa fanamarinana ireo antontanâisa sy angon-kevitra momba ny vokatrinâny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono eto #Madagasikara, teo anivonâireo sampandraharaha isan-tsokajiny ny tetikasa AIMS (Agricultural Information Management Systems) ny 26 ka hatraminâny 29 aprily 2021 tao Ambatomirahavavy. Malalaka ny tsena, kanefa misy ny fenitra tokony arahina ao anatinâizay fifaneraserana sy fifanakalozana ara-barotra izay ka ny SADC dia vonona hanome ireo tosika tokony hatao aminâny fanatsarana ny fifehezana ny fenitry ny vokatra.
About YouTube Real-Time View Count
With SocialCounts.orgâs view counter, track your YouTube videoâs live view count and YouTube likes count in real time with fast, reliable updates.
Watch every YouTube video live view count rise with our real-time YouTube views trackerâbuilt for accuracy and minimal delay.
Follow YouTube real time views as they happen, using our dedicated view counter for YouTube videos.
Get up-to-date live view count on YouTube and see real-time growth with SocialCounts.orgâs smart tracking tools.
Embed Widget
Parameters:
fullscreen=true- Fullscreen countergraph=true- Live graph chartcounter=0/1/2- Select counter (0=likes, 1=views, 2=comments)
URL
Click to copy the embed URL to your clipboard

